Teny malagasy Teny malagasy Version francaise Version française English version English version
Centre Mandrosoa
Madagascar


Antsoy maimaimpoana ny '321' iarahana @ Airtel : Ahazoanao torohevitra sy fahalalàna, na amin'ny firy na amin'ny firy ...



Lazao ny hevitrao

Lazao ny hevitrao





 

Vohikala

1. Teny fampidirana

Ny tranonkala www.vohikala.com izay nosoratana amin'ny teny Malagasy, dia manome vaovao manokana miompana amin'ny fampandrosoana maharitra eto Madagasikara, ho an'ireo mpitsidika azy. Izy dia manome fahalalàna fototra maromaro ho an'ny Malagasy ary koa tahirin-tsoratra izay azon'ny olona sintonina na adika, mba ahafahan'ny olona mitrandraka sy mikaroka zava-baovao.

Ny vaovao marobe ao amin'ny tranokala www.vohikala.com  dia avaozin'ireo mpandray anjara izay efa manana fahaizana manokana amin'izany.

2. Boky kely


Tsindrio eto raha hijery ny brochuren'ny Vohikala.